Numéro | Début strophe |
---|---|
114 | Afaka manaraka Anao am-piadanana izahay, ry Jesoa, |
201 | Alao hery (Aoka isika hahery), ry sakaiza ! |
7 | Amin’ny alalan’i Jesoa Kristy no anoloranay |
144 | Anao Izay nahatonga anay handre ny tenim-pahamarinana, |
101 | Andriamanitra no tia antsika : Aoka hifaly isika ! |
5 | Andriamanitra ô ! ny fitiavanao manangona anay |
18 | Any an-danitra any, eo an-tsezafiandrianan’ny Ray, |
108 | {Aoka hifaly isika, ry kristiana} (2), |
22 | {Apetrakao eto anoloanay} (2), ry Jesoa, |
AF 4 | Aza matahotra ianao |
172 | Dia mba azo heverina ve, Andriamanitra, hoe zanaky ny vovoka, |
96 | E ry Tompo, rehefa mieritreritra Anao aho, |
34 | E ! ry Tompo ! Ianao Izay nanomana any an-danitra any |
159 | E, ry Andriamanitra nampianatra anay ny fihiranan’ny firavoravoana ! |
90 | E, ry Andriamanitro, Andriamanitra Mpanafaka ahy ! |
200 | E, ry Jesoa, misento mitady Anao isanandro isanandro ny foko. |
89 | E, ry Mpanavotra ! E, ry Fitiavana faratampony ! |
113 | Efa vonona ny toerako, any an-danitra ; |
29 | Endre izany zara tsara avy amin’Andriamanitra ! |
38 | {Endre ! fitiavana avo indrindra !} (2) |
20 | Endre ! mahafinaritra ny maha iray ny Fiangonanao, ry Tompo Jesoa ! |
48 | Endre, Ianao izay manana fo tia anay, |
64 | Endre, asa lavorary mandritra ilay fitsaharana haharitra mandrakizay ! |
65 | Eny, ny fahazoana aina tsara indrindra, |
184 | Eo am-panolorana haja ho Anao aho, |
25 | Eo anoloan’ny sezafiandrianan’ny Ray |
27 | Eo anoloan’ny sezafiandrianan’ny fahasoavana |
189 | Fahasambarana toy inona anie ny mahafantatra Anao, |
206 | Hamela Anao irery hiasa sy hanoritra ho anay ireo lalanay, |
180 | Henoy, ry Fiangonana malala : |
16 | Hihira ho Anao, ry Andriamanitra fitiavana, |
178 | Hirainay ny fitiavan’i Jesoa, fitiavana mamy sady avo indrindra. |
76 | Ho antsika kristiana, fahasambarana toy inona anie ny ho antsika, |
12 | Ho an’Ilay namonjy antsika anie, |
47 | Ianao, Ilay Zanaka Lahitokana mandrakizay ao an-tratran’ny Ray, |
40 | Ianao, ry Jesoa, ny fahasoavanao, ny hazofijalianao, ny ranao sarobidy, |
140 | Ianao, ry Tompo, izay nanolotra ny tenanao ho sorona ho anay, |
99 | Isaorana anie ny Tompo, Ilay Andriamanitsika sady Raintsika, |
82 | Iza ankoatra Anao no mba ananako any an-danitra any, raha tsy Ianao, Ry Mpamonjy ahy, Mpiandry ahy, Mpitarika ahy, Sakaizan’ny foko ? |
32 | Iza re no hankalaza, iza no afaka hahatakatra |
205 | Jesoa no Ilay Sakaiza faratampony, |
50 | Jesoa no Ilay namantsika lehibe indrindra. |
72 | Mampianatra anay Ianao, ry Jesoa ! ary mampionona anay, |
79 | Mandeha eo amin’ny fanatrehanao, |
204 | Mankany Aminao aho, ry Jesoa, mankany amin’ilay fonenako, |
15 | Manome ny fahasoavana sy ny voninahitra Ianao, |
112 | Maty Jesoa, teo anelanelana jiolahy roa, niaritra fangirifiriana masina. |
31 | Mba hamonjeny olona ratsy fanahy, Ilay Tompon’ny aina |
169 | Mba hanandratana Anao, ry Zanaky ny Ray, |
139 | Mba rahoviana re izahay, ry Mpamonjy mendrika hitsaohana, |
110 | Mba rahovina re no ho hitantsika |
43 | Miala aina {eo amin’ny hazofijaliana} (2) ny Kristy, |
199 | Miaraka amin’i Jesoa, na aiza na aiza ! Izy irery no tohana ho ahy. |
39 | Mibanjina Anao ao anatin’ny voninahitra izahay, ry Mpamonjy malala ! |
166 | {Miseho Jesoa} (2), mivoaka avy any an-danitra, |
198 | Misosa tsara eo ambonin’ny rano ny lakantsika, |
49 | Mitia Anao, ry Jesoa, mahafantatra Anao, |
210 | Mitoera eto aminay, ry Tompo, fa efa mihamaizina ny andro ; Antomotra ny alina, ary mampitahotra anay rehetra. |
1 | Mitsaoka Anao izahay, ry Rainay, |
AF 3 | Mora fo sy mahatoky Andriamanitra |
103 | Na oviana na oviana Andriamanitra tsy mba mandao |
175 | Namangy ny tany ny lanitra, tamin’i Imanoela tonga hatratỳ amintsika. |
213 | Namely Anao, ry Mpamonjy Malala, ny kapoky ny fahamarinana, |
190 | Nandalo teto |
102 | Ndao hiroso, falifaly, falifaly mandrakariva, |
13 | Ndao isika hankalaza ny fitiavana sy ny hery ananan’ny Mpamonjy, |
59 | Ndao isika hiray fo, hidera Ilay Andriamanitsika sady Raintsika ; |
2 | Ndao isika hiredona fihirana masina |
63 | Ndao isika hitoetra tsy am-patahorana, ao amin’ny valan’i Jesoa ; |
75 | Ndao, ry rahalahy, ndao isika hihira ny fahamoram-panahy faratampony |
42 | Nitia anay hatramin’ny fahafatesana Ianao, |
142 | Ny Fiangonanao maneran-tany, |
94 | Ny fitiavana mandrakizay, lalina tsy hay takarina, |
117 | Ny hamaminao, araka ny maha Andriamanitra Anao, ry Jesoa, |
55 | Ny vavanay manambara ny fiverenanao tsy ho ela ; |
11 | Rehefa hitanay ny voninahitra isaloranao any an-danitra, |
209 | Rehefa tonga eo amin’ny tanjon’ny fihazakazahako aho, |
19 | Ry Andriamanitra fitiavana, Andriamanitry ny fahasoavana rehetra, |
17 | Ry Jesoa Kristy, fahafenoana tsy hay ambara amin-teny, |
3 | Ry Jesoa Mpanafaka anay, |
68 | Ry Jesoa, avia re, mba fenoy amin’ny fitiavanao ny fanahinay, |
85 | Ry Mpampianatra tso-po, Izay nitondra ireo fahoriako, |
21 | Ry Mpanavotra mendrika hitsaohana, |
197 | Ry Toeram-pitsaharana, Fonenana masina, |
57 | Ry Tompo Jesoa, manana fitiavana lehibe indrindra Ianao, |
45 | Ry Zanaky ny Avo indrindra, Ianao Ilay igagana ! |
24 | Ry Zanak’ondry, sorona fanonerana ota ! |
58 | Ry famirapiratana mandrakizay |
14 | Ry famirapiratr’Andriamanitra, ry endrik’Andriamanitra lavorary, |
46 | Ry fitiavana madio, fitiavana lalina tsy hay takarina, |
186 | Ry fitiavan’ny Mpamonjiko, loharano miboiboika |
66 | Ry harena tsy manan-tsahala, namana mamy tsy miovaova, |
91 | Ry kristiana, ndao hiara-manandratra sy midera |
182 | Ry loharanom-pahazavana sy loharanon’aina, |
44 | Ry rindram-peon’anjely, ry antsan-kira mirindra, |
107 | Ry zanak’Andriamanitra, aoka isika hiaina mandrakariva |
137 | Ry zanak’Andriamanitra, taranaka voafidy, |
176 | Tao anaty fanetrentena lalina Ianao, |
84 | Tarihinao ny diako, ry Tompo, |
77 | Tompo ô ! Hamasino anie ny andronay, ny fotoana izay anay ; |
163 | Tonga Kristy, Ilay Mpamonjy maty teo amin’ny hazofijaliana, |
35 | Toy ny zanak’ondry Ianao, nanaiky hotorotoroina noho ny fahotanay, |
106 | Tsy hanan-java-mahory aho, na oviana na oviana, |
AF 1 | Tsy ho ela dia ho tapitra ny fiainanay |
AF 2 | Vady ho an’ny Zanak’Andriamanitra |
211 | Vita. Tanteraka ny asam-pahasoavana. |
51 | Voninahitra anie ho an’Ilay Andriamanitra lehibe sady Mpamonjy, |
8 | Voninahitra anie ho an’Ilay Mpanavotra |
4 | {Voninahitra ho Anao, ry Ray mandrakizay,} (2) |
136 | Voninahitra ho an’Andriamanitra ! hery, fahefana, |
23 | {Voninahitra ho an’Ilay Zanak’ondrin’Andriamanitra !} (2) |